Entry tsatoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry tsatoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
¶ Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  
Articles  

Entry tsaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [Rajemisa 1985]

Entry tsatoka
Part of speech   noun
French definition   broche, piquet [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry tsatoka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tanosy] antonona [Rakotosaona 1972]

2017/06/29