Entry tsangambava (tsangana, vava)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tsakokaty [Rakotosaona 1972]
   Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty [Rajemisa 1985]
Examples   ranon' ampangory antitra an-tsangambava no manamanitra azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]

2013/07/26