Entry vatolahy (vato, lahy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] tsangambato [Rakotosaona 1972]
   Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
   tsangambato naorina ho fahatsiarovana [SLP: Voambolana]
French definition   stèle, pierre levée [SLP: Voambolana]
Examples  
1Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [Profita: Ranary, page 139]
2Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [Rajaonarivelo: Bina, page 104]
Synonyms   vato mitsangana ~ tsangambato
Compound words, titles, names  
Quotes  
Illustrations  

Entry vatolahy
Part of speech   noun
French definition   lave solidifiée en colonne prismatique [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Illustrations  

Entry Vatolahy (vato, lahy)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   vato, lahy
Illustrations  

Entry Vatolahy
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Rabetsimandranto: Vatolahy
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19