|
|
|
|

Entry (1/2)1  tranon' omby
Elementary words  2  trano, 3  omby
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Explanations in French  6  étable [1.3]
Vocabulary  7  Economy: breeding, farming

Entry (2/2)8  tranonomby
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]
Vocabulary  11  Beliefs

Anagrams  12 tranon' omby, tranonomby

Updated on 2025/09/20