Entry tovo
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] olona tsy manambady [Rakotosaona 1972]
   Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [Rajemisa 1985]
English definition   unmarried [Hallanger 1973]
French definition   célibataire [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry tovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Quotes  

Entry tovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/10/01