Entry tokantovo
Elementary words tokana ; tovo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy [ tokan-tovo ] Tsihy tokan-dambanana, tsy mivitrana
Hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa [1.1]
Explanations in French (de tokana : un seul ; et tovo : ici dans le sens de pousse) monocaule, qui n'a qu'une tige longue et mince, comme le scion des arbres fruitiers. Nom général des arbres monocaules, à tronc unique, non ramifié, couronné d'un grand bouquet des feuilles. Ce sont souvent des Araliaceae. [1.196]
Examples Inty ento ity volontsikidy ity ka araraho eo amin' ny ranomasina, fa misava ny ranomasina, ka mandehana hianareo mivady amin' izay ranomasina misava izay, fa rehefa lasana lavidavitra hianareo, dia hahita zavatra maniry tokantovo tsy misy rantsany, ary tokana koa ny fakany. [1.406]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/24