|
|
|
|

Entry1  fitovoana
Root  2 tovo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ny tsy fananam-bady, fananotena: Ny fitovoana no amaran' ny pretra sy ny relijiozy amin' ny fivavahana katolika [1.1]

Updated on 2025/09/12