Entry manovo (tovo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay
¶ Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana
¶ Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy [Rajemisa 1985]
English definition   to draw water [Hallanger 1973]
French definition   puiser de l'eau [Hallanger 1974]
French definition   puiser [SLP: Voambolana]
Morphology  
manovo
nanovo
hanovo
manovoza
Compound words, titles, names  

Entry manovo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] manangona [Rakotosaona 1972]

2012/07/16