|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanovana
Root  2 ova
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
5 Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
6 Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1]
Explanations in French  7 conversion, commutation [1.13]
All compound words  8  9 combinations of that word

Entry (2/2)9  fanovana
Root  10 tovana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1]

Anagrams  13 fañavona, fanovana

Updated on 2025/11/17