Entry tondra-drano (tondraka, rano)
Part of speech expression
Malagasy definition rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [Rajemisa 1985]
English translation a flood [Hallanger 1973]
French translation inondation [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 [ tondradrano ] inondation [SLP 1986]
 crue [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms safo-drano
Examples 
1Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
2Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 228]

Updated on 2020/07/31