Entry | safo-drano | |
Elementary words | safotra ; rano | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1] | |
Explanations in English | A flood, a deluge [1.7] | |
Explanations in French | Inondation, déluge [1.8] | |
Synonyms | tondra-drano | |
Updated on 2023/08/02 |