Entry fitomboana (tombo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
¶ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
¶ Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
¶ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [Rajemisa 1985]
French translation   accroissement, croissance [SLP: Voambolana]
Synonyms   fitombo
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2011/10/25