| Entry (1/2) | 1 ampitomboina |
| Root | 2 tombo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in English |
4 to be increased, to be made to increase; to be multiplied
[1.7] |
| Explanations in French |
5 qu'on augmente, qu'on multiplie
[1.3#719] |
| Examples |
6 Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina.
[2.508#530]
7 Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? [2.643#50] 8 Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. [1.369#] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 ampitomboina |
| Root | 14 tombo |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in French |
16 multiplicande
[1.13] |
| Vocabulary | 17 Mathematics: arithmetic |
| All compound words | 18 isa ampitomboina |
| Updated on 2025/11/09 |
|