Entry manombo (hombo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody
¶ Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [Rajemisa 1985]
English definition to fasten with nails or spikes [Hallanger 1973]
French definition attacher avec des chevilles ou des clous [Hallanger 1974]
Morphology 
manombo
nanombo
hanombo
manomboa

Entry manombo (tombo)
Part of speech active verb
Malagasy definition ( mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
Synonyms mihombo

Entry manombo
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] mitombo [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] manitatra, mihalehibe [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mampitombo, manitatra [Rakotosaona 1972]

Entry Manombo
Part of speech name (toponym) [full list]
French definition fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

2013/04/05