Entry itomaniana (tomany (tany))
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ny reniny no itomaniany (Il pleure sa mère) [1.3]
2Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69]
Morphology 
Present : itomaniana, itomaniako, itomanianao, itomaniany, itomaniantsika, itomanianay, itomanianareo, itomanian', itomanian-, itomaniam-, itomania-
Past : nitomaniana, nitomaniako, nitomanianao, nitomaniany, nitomaniantsika, nitomanianay, nitomanianareo, nitomanian', nitomanian-, nitomaniam-, nitomania-
Future : hitomaniana, hitomaniako, hitomanianao, hitomaniany, hitomaniantsika, hitomanianay, hitomanianareo, hitomanian', hitomanian-, hitomaniam-, hitomania-
Imperative : itomanio
Proverbs 

Updated on 2023/01/20