| Entry (1/2) | 1 manolotra |
| Root | 2 tolotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1] |
| Explanations in English |
5 to run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2] |
| Morphology |
|
| All compound words | 10 4 combinations of this word |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 12 manolotra |
| Root | 13 tolotra |
| Part of speech | 14 active verb |
| Explanations in Malagasy |
15 Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1] |
| Updated on 2025/10/08 |
|