|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanolorana
Root  2 olotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1]
Explanations in French  5 l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3#461]

Entry (2/2)6  fanolorana
Root  7 tolotra
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
10 Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1]
Explanations in French  11 l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3#718]
Examples  12  koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa. [2.59#]
13  Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285]

Updated on 2025/10/07