|
|
|
|

Entry1  atolotra
Root  2 tolotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io
5 Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony [1.1]
Explanations in English  6 to be presented to someone [1.7]
Explanations in French  7 à offrir, ce qu'on offre [1.3]
8 qu'on présente à quelqu'un [1.8]
Examples  9  Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48]
10  Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15 vato mafana atolotra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09