| Entry | 1 tohoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano.
4 Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana. 5 Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana. [1.1] |
| Explanations in French |
6 barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières.
7 bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer. 8 action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons. [1.3#711] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 4 combinations of this word |
| Anagrams | 27 hôtoka, 28 kotoha, 29 tohoka |
| Updated on 2025/11/09 |
|