| Entry | 1 tohofana |
| Root | 2 tohoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano.
5 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo. 6 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 contre quoi on met le bout de quelque chose.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/11 |
|