| Entry | 1 fitohoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tohoka |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana |
| Anagrams | 5 fitohoka, hotafiko |
| Updated on 2025/07/29 |
|