|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanohofana
Root  2 tohoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona.
5 Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana. [1.1]

Entry (2/2)6  fanohofana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 famonoan-jaza. [Taimoro] [1.78]
Vocabulary  9  Health
Synonyms  10 hohoka

Updated on 2025/09/12