|
|
|
|

Entry1  fitiliana
Root  2 tily
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
5 Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
6 Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1]
Explanations in French  7 visée [1.13]

Updated on 2025/11/17