Entry teny tsy loa-body (teny, tsy, loaka, vody)
Part of speech expression
Malagasy definition fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
¶ Safeli-teny [Rajemisa 1985]
English definition an indirect allusion [Hallanger 1973]
French definition allusion indirecte [Hallanger 1974]
 paroles dont le sens est ambigu. Allusio [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]

2014/05/03