|
|
|
|

Entry (1/2)1  tato
Root  2 ato
Part of speech  3  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony:
5 Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Examples  6  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
7  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
8  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
All compound words  9 tato ho ato

Entry (2/2)10  tatô
Part of speech  11  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  12 tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  13 tatôbe

Anagrams  14 tato, tatô, 15 tota

Updated on 2025/11/13