Entry tato ho ato (ato)
Part of speech expression
Malagasy definition Enti-milaza fotoana vao haingankaingana: Nisy tsaho niely tato ho ato fa hitokona tsy hiasa, hono, ny mpiasa amin' ny... [Rajemisa 1985]
English definition just recently [Hallanger 1973]
French definition il n'y a pas longtemps [Hallanger 1974]

Updated on 2009/12/09