|
|
|
|

Entry1  tokoa
Part of speech  2  adverb [Full list]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy
Explanations in English  18  [1.7] indeed, truly, certainly
Explanations in French  19  [1.8] vraiment, certainement
Examples  20  [2.293] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
21  [2.324] Hahita izany tokoa ialahy.
22  [2.470] Olona marobe tokoa no tazany.

Anagrams  23  atoko, tokoa

Updated on 2025/09/09