Entry tatsimo (atsimo)
Part of speech noun or adverb
Malagasy definition Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [Rajemisa 1985]
English translation the south people [Hallanger 1973]
French translation les gens du sud [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Analogues  tandrefana ~ tatsinanana ~ tavaratra
Examples 
1Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo. [Fagereng: Tantara]
3Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [Dahle: Angano]

Updated on 2021/03/22