| Entry | 1 tsikilovina |
| Root | 2 tsikilo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko.
5 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika. [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 tsikiloina |
| Updated on 2025/11/11 |
|