Entry taona itsỳ (taona, itsỳ)
Part of speech expression
Malagasy definition tamin' ny taona farany tao [Rajemisa 1985]
French definition l'année dernière [Abinal 1888]
Vocabulary 
Synonyms taon-dasa
Examples Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy [Andriamalala: Zazavavindrano]

2019/08/17