| Entry (1/2) | 1 itsy |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1] |
| Explanations in English |
4 that, not very close (in sight) [1.7] |
| Explanations in French |
5 celui-là, pas bien loin (visible) [1.8] |
| Examples |
6 aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo!
[2.69#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 15 4 combinations of this word |
| Tables and plates |
16 All the pronouns |
| Entry (2/2) | 17 itsy |
| Part of speech | 18 adjective |
| Explanations in Malagasy |
19 (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1] |
| Examples |
20 Ka aok'itsy, anaka.
[2.588#]
21 aoka itsy, aoka itsy. [2.285#] |
| Updated on 2025/10/08 |
|