| Entry | 1 tany ama-monina |
| Elementary words | 2 tany, 3 amana, 4 monina |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray.
[1.1] |
| Explanations in English |
7 the dwellers in the same neighbourhood..
[1.2] |
| Examples |
8 Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy.
[2.895#186]
9 manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina [4.27#2007/10/19] |
| Updated on 2025/09/12 |
|