| Entry | 1 tantsiraka |
| Root | 2 antsiraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 habitants de la côte
[1.5] |
| Examples |
5 Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
[2.471]
6 Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka. [2.5] |
| Analogs | 7 tambany, 8 tanindrana |
| Updated on 2025/11/02 |
|