| Entry | 1 fitanontanona |
| Root | 2 tanontanona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo.
[1.1] |
| Anagrams | fitanontanona, 5 fitonantonana |
| Updated on 2025/09/12 |
|