| Entry | 1 atanontanona |
| Root | 2 tanontanona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | atanontanona, 9 atonantonana |
| Updated on 2025/09/12 |
|