| Entry | 1 tandrina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [1.1] |
| Explanations in English |
4 cared for [1.7] |
| Explanations in French |
5 attention, vigilance [1.3, 1.8] 6 surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3] 7 grand soin [1.8] |
| Examples |
8 Ataovy tsara tandrina ny didy
[1.1]
9 Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [1.1] 10 Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [2.298] 11 Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [2.131] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 22 tandrina, 23 tinandra |
| Updated on 2025/09/19 |
|