|
|
|
|

Entry1  tandremana
Root  2 tandrina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona.
5 Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana.
6 arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy.
7 Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka. [1.1]
Explanations in English  8 to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions. [1.7]
Explanations in French  9 dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention. [1.8]
Examples  10  Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15 tandremana ohatra ny anakandriamaso
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 manendrata, 18 tandremana

Updated on 2025/11/09