| Entry | 1 mpitandrina |
| Root | 2 tandrina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
[1.1] |
| Explanations in English |
5 a caretaker; a clergyman
[1.7] |
| Explanations in French |
6 intendant; pasteur
[1.8] |
| Examples |
7 Ary aiza no mpitandrina azy?
[1.378#]
8 Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#] |
| All compound words | 9 fitokanana mpitandrina |
| Article | 10 Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/09 |
|