| Entry (1/2) | 1 manamby |
| Root | 2 tamby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to hire for wages
[1.7] |
| Explanations in French |
6 prendre à gages
[1.8] |
| Examples |
7 Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 mañamby |
| Part of speech | 13 active verb |
| Explanations in Malagasy |
14 miaro
[Bara]
[1.78] |
| Anagrams | 15 mambañy, 16 mañamby, manamby, 17 manimbà, manimba |
| Updated on 2025/11/13 |
|