| Entry | 1 mifanamby |
| Root | 2 tamby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1] |
| Explanations in English |
5 to lay wagers, to bet. See loka [1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 mifanamby, 11 mifanimba |
| Updated on 2025/09/12 |
|