Entry tabiha sy rehareha
Elementary words tabiha ; rehareha
Part of speech locution
Explanations in English tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride [1.7]
Explanations in French tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil [1.8]
Examples 
1Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470]
2ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. [2.996]

Updated on 2023/01/01