Entry sosona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1]
Explanations in English A layer [1.7]
Explanations in French Couche; doublure [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Titles Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Proverbs 

Updated on 2023/08/11