|
|
|
|

Entry1  fisosona
Root  2 sosona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny:
5 Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity.
6 
[1.1]

Updated on 2025/11/17