| Entry | 1 misosona |
| Root | 2 sosona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misy sosona, misy atiny misisika, misy laharana faharoa manarakaraka: Mafana ny akanjo misosona. / Tsy afaky ny jiolahy ve hoy ianareo, ny hady misosona [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|