|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifanosona
Root  2 sosona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
5 Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  mifanosòna
Root  11 sosona
Part of speech  12  imperative of active verb mifanosona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  13 manonofisa, 14 mifanosòna, mifanosona

Updated on 2025/11/12