Entry | 1 soronina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 sorona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo |
Explanations in English |
5 [1.7] to be tended (of a fire) |
Explanations in French |
6 [1.8] action d'attiser le feu; qu'on attise |
Examples |
7 [2.470] Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
|
Morphology |
|
Anagrams | 12 sinorona, 13 soronina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |