|
|
|
|

Entry1  sorapohy
Elementary words  2  soratra, 3  fohy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Explanations in French  6  sténographie [1.13]
Examples  7  Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#]
Synonyms  8  soratrandra

Anagrams  9 saropohy, 10 sorapohy

Updated on 2025/09/12