|
|
|
|

Entry1  soratrandra
Elementary words  2 soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Synonyms  5 sorapohy

Updated on 2025/09/12