|
|
|
|

Entry1  solombodiakoho
Elementary words  2 solo, 3 vody, 4 akoho
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Explanations in English  7 (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump [1.7]
Explanations in French  8 cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû [1.3]
9 (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle [1.8]
Examples  10  Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy. [1.369#]
Analogs  11  solompenakoho

Updated on 2025/10/11