Entry sintona
Part of speech noun
Malagasy definition Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [Rajemisa 1985]
French definition action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
¶ diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [Abinal 1888]
French definition traction
¶ retrait, dérivées, dérivation [SLP: Voambolana]
Examples 
1Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho. [Andraina: I Vola, page 88]
2Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [Andraina: Mitaraina, page 65]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2017/07/01